29 Jolay–4 Aogositra
1 TIMOTY 4-6
Hira 80 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Harena?”: (10 min.)
1Ti 6:6-8: Handray soa be dia be isika, raha ‘mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady mahay mianina’ (w03 1/6 9 § 1-2)
1Ti 6:9: Ho ratsy ny vokany raha tapa-kevitra ny ho tonga mpanankarena isika (g 6/07 6 § 3)
1Ti 6:10: Hijaly isika raha tia vola (g 11/08 6 § 4-6)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
1Ti 4:2: Inona no mahatonga ny feon’ny fieritreretan’ny olona iray ho toy ny voatomboky ny vy mahamay? Inona no vokatr’izany? (w05 1/10 14 § 2)
1Ti 4:13: Nahoana i Timoty no nampirisihin’i Paoly mba hiezaka mafy amin’ny vakiteny ampahibemaso? (it “Vakiteny Ampahibemaso”: “Teo anivon’ny fiangonana kristianina”)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ti 4:1-16 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. (th lesona 11)
Fampianarana Baiboly: (4 min. na latsaka) lv 181 § 20-21 (th lesona 3)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) Manajanona mpianatra Baiboly tsy mandroso ianao. Fidio tsara izay teny holazainao mba tsy ho tafintohina izy.—Jereo mwb19.02 7. (th lesona 12)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ho Ratsy ny Vokany Raha Te Hanan-karena ny Olona Iray: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Tsy Maintsy ‘Mihazakazaka Amim-paharetana’ Isika: Esory Izay Zavatra Tsy Ilaina. Iaraho midinika avy eo ny lesona azo tsoahana avy amin’ilay izy.
“Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Fanatanjahan-tena?”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Spaoro?
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 77
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 21 sy Vavaka