FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g18 No. 2 p. 16
  • Fanazavana Fanampiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanazavana Fanampiny
  • Mifohaza!—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka Manampy Anao Izy Io
    Mifohaza!—2019
  • Afaka Mahazo Fanampiana Ianao
    Mifohaza!—2020
  • Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?
    Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?
  • Nilaozan’ny Toetrandro ve ny Fanajana ny Fianakaviana?
    Mifohaza!—2024
Hijery Hafa
Mifohaza!—2018
g18 No. 2 p. 16
Olona mijery ny tranonkala jw.org amin’ny tablette

Fanazavana Fanampiny

MISY TOROHEVITRA TENA MANDAITRA AO AMIN’NY BAIBOLY, na ho an’ny mpivady izany, na ho an’ny ray aman-dreny, na ho an’ny tanora. Manampy ny olona hahay hisaina sy hahay hanapa-kevitra ny toro lalana ao.—Ohabolana 1:1-4.

MAMALY AN’IREO FANONTANIANA MANAHIRAN-TSAINA ANTSIKA KOA NY BAIBOLY. OHATRA HOE:

  • Nahoana ny olona no maty?

  • Andriamanitra ve no mahatonga antsika hijaly?

  • Manao ahoana ny olona rehefa maty?

Ho hitanao ao amin’ny Baiboly ny valin’ireo fanontaniana ireo sy ny maro hafa. Jereo ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? Midira ao amin’ny www.pr418.com/mg.

Mbola misy torohevitra hafa ho an’ny mpivady sy ny fianakaviana ao amin’ilay andian-dahatsoratra hoe “Ho An’ny Fianakaviana.” Midira ao amin’ny www.pr418.com/mg

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara