Afaka Mahazo Fanampiana Ianao
Maty ve ny olona akaiky anao?
Midira ao amin’ny jw.org/mg ary karohy ny hoe “hizaka fahoriana.”
Manana olana ara-bola ve ianao?
Midira ao amin’ny jw.org/mg ary karohy ny hoe “mitantam-bola.”
Efa kivy ve ianao ka niteny hoe ‘tsy te ho velona intsony aho’?
Midira ao amin’ny jw.org/mg ary karohy ny hoe “mamoy fo.”
Marary ve ianao ary tsy mety sitrana mihitsy?
Midira ao amin’ny jw.org/mg ary karohy ny hoe “aretina mitaiza.”
Afaka manampy ny fianakaviana ho sambatra ny Baiboly. Misy toro lalana ho an’ny mpivady sy ny ray aman-dreny ary ny ankizy ao. Manampy antsika hisaina tsara sy hahay hanapa-kevitra izy ireny.—OHABOLANA 1:1-4.
Manasa anao izahay mba hamantatra an’izay lazain’ny Baiboly. Jereo ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?