FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Septambra p. 3
  • Trandraho ny Fahendrena ao Amin’ny JW.ORG

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Trandraho ny Fahendrena ao Amin’ny JW.ORG
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Mba Andramo Izao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Afaka Mahazo Fanampiana Ianao
    Mifohaza!—2020
  • Mba Andramo Izao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Mahasoa Antsika sy ny Hafa ny Tranonkalantsika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Septambra p. 3

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Trandraho ny Fahendrena ao Amin’ny JW.ORG

Misy an’izay rehetra ilaintsika mba hiatrehana ny olana amin’izao andro sarotra izao ao amin’ny Tenin’Andriamanitra. (2Ti 3:1, 16, 17) Indraindray anefa isika mbola mila fanampiana, vao mahita an’izay toro lalana mifandray amin’ny olana mahazo antsika. Te hitaiza tsara ny zanakao ve, ohatra, ianao? Sa ianao tanora miady mafy mba tsy hivadika? Sa ianao maty vady, dia mbola malahelo be? Hahita lahatsoratra misy toro lalan’ny Baiboly mety tsara aminao ianao ao amin’ny jw.org.​—Oh 2:3-6.

Ny tranonkala jw.org, misokatra eo amin’ny tablette. Sary kely mampiseho an’ilay fizarana hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY.

Tsindrio ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY eo amin’ny pejy fandraisana amin’ny jw.org. (Jereo ny sary 1.) Hahita lisitra maromaro ianao avy eo, dia tsindrio izay mahaliana anao. Na midira ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA, ary fidio izay mahaliana anao. (Jereo ny sary 2.) Afaka mahita an’ireo andian-dahatsoratra ireo koa ianao ao amin’ny JW Library®.a Mety ho tianao fotsiny koa anefa ny mikarokaroka lahatsoratra mahaliana anao, ao amin’iray amin’ireo toerana ireo. Azonao atao koa ny mampiditra an’izay teny tianao hotadiavina eo amin’ilay hoe “Hikaroka” ao amin’ny jw.org.

Ny tranonkala jw.org, misokatra eo amin’ny tablette. Sary kely anankiroa, mampiseho an’ilay fizarana hoe ZAVATRA MISY sy ilay hoe ANDIAN-DAHATSORATRA.

Soraty ireto teny ireto ao amin’ilay hoe “Hikaroka”, ary mariho izay lahatsoratra tianao hovakina.

  • Fitaizan-janaka

  • Tanora kivy be

  • Maty vady

a Misy lahatsoratra ho an’ny andian-dahatsoratra sasany tsy hita afa-tsy ao amin’ny jw.org ihany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara