FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yp2 p. 148-149
  • Ny Vola

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Vola
  • Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Fiheveranao ny Vola?
    Mifohaza!—2015
  • Vola
    Mifohaza!—2014
  • Ahoana no Hahaizana Mitantam-bola?
    Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?
  • Ny Vola ve no Fototry ny Ratsy Rehetra?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
Hijery Hafa
Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2
yp2 p. 148-149

Fizarana 5

Ny Vola

Ilaina ve ny vola mba hahasambatra, araka ny hevitrao?

□ Tsy ilaina

□ Ilaina ihany

□ Tena ilaina

Impiry ianao no miresaka momba ny vola na izay zavatra tianao hovidina?

□ Mahalana

□ Indraindray

□ Matetika

Azo inoana fa imbetsaka ny ray aman-dreninao no mamerimberina aminao hoe: ‘Mafy be ange anaka vao mahazo vola e!’ Marina ny tenin’izy ireo. Tokony hahay hitsitsy vola àry ianao. Marina fa tena ilaina ny vola. Mety hampiady saina anao anefa izy io, ary mety hanimba ny fifandraisanao amin’ny namanao sy amin’Andriamanitra. Hisy vokany lehibe eo aminao àry ny fiheveranao azy io. Hanampy anao tsy ho tia vola loatra ny Toko 18-20.

[Sary, pejy 148, 149]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara