FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 122-123
  • Fampidirana ny Fizarana 9

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 9
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Natahotahotra i Joiada
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Nivadika Tamin’i Jehovah i Joasy Noho ny Naman-dratsy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Joiada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zazavavikely Te Hanampy Olona
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 122-123
Ankizivavy israelita, miresaka amin’ny vadin’i Namàna boka

Fampidirana ny Fizarana 9

Ahitana tantarana ankizy sy mpaminany ary mpanjaka tena natoky an’i Jehovah ity fizarana ity. Natoky, ohatra, ny ankizivavikely israelita anankiray tany Syria, fa hositranin’ny mpaminanin’i Jehovah i Namàna. Tena natoky koa i Elisa mpaminany fa hiaro azy amin’ny fahavalo i Jehovah. I Joiada Mpisoronabe indray sahy niaro an’i Joasy kely. Nanana bebe ratsy fanahy izay mantsy izy, ary nitady hamono an’azy io bebeny io. Atalia no anarany. I Hezekia Mpanjaka indray natoky hoe hamonjy an’i Jerosalema i Jehovah, ka tsy nanaiky hampitahorin’ny Asyrianina izy. I Josia Mpanjaka kosa nanala ny sampy rehetra tany Joda, nanamboatra ny tempoly, ary nitarika ny vahoaka hivavaka amin’i Jehovah indray.

TADIDIO IZAO:

  • Afaka mitory momba an’i Jehovah foana ianao, na mbola kely aza

  • Nilaza i Jehovah hoe hanampy antsika foana izy, rehefa miezaka manao ny tsara isika

  • Mianara manaraka an’izay tenenin’i Jehovah, hoatran’ny nataon’i Jona, ary aza mimenomenona rehefa misy zavatra mitranga tsy tianao

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara