FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jasobeama”
  • Jasobeama

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jasobeama
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Hakmony
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Joseba-basebeta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zabdiela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Edino
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jasobeama”

JASOBEAMA

(Jasòbeàma) [mety hidika hoe Niverina ny Vahoaka].

1. Korahita anisan’ny miaramila mpiady izay niandany tamin’ny tafik’i Davida tany Ziklaga. (1Ta 12:1, 6) Toa izy ihany ilay No. 2.

2. Lehiben’ireo telo lahy mahery indrindra tao amin’ny tafik’i Davida. Nampiasa ny sabany izy, indray mandeha, ka nandripaka fahavalo an-jatony maro. Anisan’ireo telo lahy niditra an-keriny tao an-tobin’ny Filistinina koa izy mba haka rano ho an’i Davida, tao amin’ny lavaka fanangonan-dranon’i Betlehema. (1Ta 11:11, 15-19) Tatỳ aoriana izy dia voatendry hifehy ny antoko-miaramila nisy 24 000 lahy izay nanompo tamin’ny volana voalohany. (1Ta 27:1, 2) Zanak’i Zabdiela izy, ary taranak’i Hakmony. Nosoratana hoe Joseba-basebeta ny anarany ao amin’ny 2 Samoela 23:8.​—Jereo JOSEBA-BASEBETA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara