FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/93 p. 2
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 4/93 p. 2

Vaovao Teokratika

Nisy asa fanaovana fampianarana Baiboly niavaka nanaovana tatitra tamin’ny Novambra, tany amin’ireto tany manaraka ireto izay vao avy nanekena ny asantsika tamin’ny fomba ofisialy:

Albania: Ireo mpitory 99 dia nitarika fampianarana Baiboly 210.

Bolgaria: Ireo mpitory 296 tany aminy dia nitarika fampianarana Baiboly 657.

Ireo Fanjakana Baltika: Nisy mpitory 2 199 sy fampianarana Baiboly 4 632 tamin’ny fitambarany tany amin’ireo tany ireo.

Nisy tatitra mampahery sasantsasany koa azo avy tatsy Afrika:

République Centrafricaine: Nisy tampon’isa vaovao tratra tamin’ny mpitory 1 600 tamin’ny Oktobra, ary nitarika fampianarana Baiboly 2 966 izy ireo.

Rwanda: Tamin’ny Novambra, ireo mpitory 1 762 namerina filazana asa dia nitarika fampianarana Baiboly 6 270.

Tchad: Nisy mpitory 345 tamin’ny Oktobra, ary ny mpanatrika ireo fandaharan’ny andro fivoriambe manokana enina dia nisy 654.

Ny fitambaran’ireo tatitra ireo dia manome porofo manaitra fa i Jehovah izao dia manatanteraka ny fampanantenana nataony mba hanafaingana ny asa famoriana amin’izao androntsika izao. — Isaia 60:22.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara