FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/95 p. 3
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
km 7/95 p. 3

Vaovao Teokratika

Chypre: Nisy tampon’isa vaovaon’ny mpitory 1 626 tratra tamin’ny Febroary. Nisy 2 249 ny mpanatrika tamin’ny andro fivoriambe manokana nataon’izy ireo.

Etiopia: Nisy mpitory 4 587 nanao tatitra tamin’ny Febroary. Tampon’isa vaovao io. Efitrano Fanjakana vaovao roa no notokanana tany nandritra io volana io.

Philippines: Nisy tampon’isa vaovaon’ny mpitory 119 549 nanaovana tatitra tamin’ny Febroary.

Rwanda: Natao vao haingana ilay Fivoriamben’ny Distrika hoe “Tahotra Araka An’Andriamanitra” izay nahitana tontalin’ny mpanatrika 6 062 nizarazara ho antokon’olom-bitsy, ary 178 no natao batisa.

Trinité: Nisy tampon’isa vaovaon’ny mpitory 6 786 nanaovana tatitra tamin’ny Febroary.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara