FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/97 p. 3
  • “Iza no Handeha ho Irakay?”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Iza no Handeha ho Irakay?”
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
  • Mitovitovy Aminy
  • Ireo Fitahiana Entin’ny Fanompoan’ny Mpisava Lalana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
  • Afaka Manitatra ny Fanompoanao ve Ianao?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Ilaina maika dia maika ny mpiasa betsaka kokoa hanao ny fijinjana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
  • Afaka Manao Bebe Kokoa ve Ianao mba Hanomezam-boninahitra an’i Jehovah?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
km 7/97 p. 3

“Iza no Handeha ho Irakay?”

Fony i Jehovah nametraka io fanontaniana io, dia namaly avy hatrany toy izao i Isaia: “Inty aho, iraho aho.” (Isaia 6:8). Noho ny vokatra be dia be amin’izao andro izao, dia atao manakoako koa ankehitriny io antso io. Ilaina maika dia maika ny mpiasa manontolo andro — mpisava lalana maharitra — maro kokoa! (Matio 9:38). Vonona hanolotra ny tenanao an-tsitrapo ve ianao? Raha izany no izy, dia ho fotoana tsara dia tsara hirotsahana ho mpisava lalana ny 1 Septambra, dia ny fanombohan’ny taom-panompoana 1998. Nahoana raha maka taratasy fangatahana any amin’ireo loholona?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara