FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/02 p. 2
  • Valin’ny Fanontanianareo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Valin’ny Fanontanianareo
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
  • Mitovitovy Aminy
  • Valin’ireo Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Valin’ireo fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Valin’ny Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
  • Nahoana no Zava-dehibe ny Fiakanjontsika sy ny Paozintsika?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
km 6/02 p. 2

Valin’ny Fanontanianareo

◼ Tokony hanao ahoana ny fitafiantsika sy fisehoantsika ankapobe rehefa mitsidika Betela?

‘Antenaina fa rehefa mitsidika Betela isika na mamangy mpianakavin’ny Betela, dia ho toy ny rehefa manatrika fivoriana any amin’ny Efitrano Fanjakana ny taovolontsika, ny fisehoantsika ivelany sy ny fitondran-tenantsika ary ny fihetsika arahintsika.’ (om-MG p. 131) Voamarika anefa fa baranahiny loatra ny fitafian’ireo rahalahy sy anabavy sasany mitsidika Betela. Tsy mety izany, raha ny marina. Tokony ho fakan-tahaka sy hilamina tsara ary ho maotina ny fisehoantsika ivelany, ka hampiseho fa mpanompon’i Jehovah Andriamanitra isika.—1 Tim. 2:9, 10.

Tena ilaina izany rehefa mitsidika Betela, satria maro ny olona tsy Vavolombelona no mandinika ny mpitsidika. Mety hanatsoaka hevitra momba ny vahoakan’Andriamanitra sy ny fandaminany ireo olona mandinika ireo, arakaraka ny zavatra hitany. Ho tsara ny hampahatsiahivana ireo mpianatra Baiboly sy izay olona mety hitsidika Betela, fa tokony ho mety tsara ny fitafiany sy ny fisehoany ankapobe. Hankasitrahan’ny mpianakavin’ny Betela ny fanaovanao izany.

Tsy maintsy mitandrina isika minisitra kristianina mba tsy hanafintohina olona ny fisehoantsika ivelany. (2 Kor. 6:3, 4) Enga anie isika kosa “hampahamendrika ny fampianaran’Andriamanitra, Mpamonjy antsika, amin’ny zavatra rehetra” amin’ny fananantsika fisehoana ivelany tsara dia tsara.—Tit. 2:10.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara