FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/13 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 5/13 p. 4

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Jona

“Tian’ny ankamaroan’ny olona raha misy fandriampahalemana maneran-tany. Mbola misy foana anefa ny ady. Araka ny hevitrao, nahoana no tsy mety misy fiadanana mihitsy eto an-tany?” Avelao izy hamaly. Asehoy avy eo ny pejy farany amin’ny Tilikambo Fiambenana 1 Jona. Iaraho midinika ny fanontaniana voalohany ary mamakia andinin-teny iray, fara fahakeliny. Atolory ireo gazety ary manaova fotoana handinihana ny fanontaniana manaraka.

Fanamarihana: Tokony hatao fampisehoana amin’ny fivoriana alohan’ny fanompoana amin’ny 1 Jona izy ity.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jona

“Mitsidika vetivety ny olona etỳ izahay mba hiresaka momba ny olana iray mateti-pitranga. Efa tratran’ny fanavakavahana ny ankamaroan’ny olona. Misy toerana tsisy olona manavakavaka ve eto an-tany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Jereo ange ny fiheveran’Andriamanitra ny olona rehetra e! [Vakio ny Asan’ny Apostoly 10:34.] Resahin’ity gazety ity ny fomba hamaranan’Andriamanitra ny fanavakavahana.”

Mifohaza! Jona

“Ara-dalàna raha tiantsika ho tsaratsara ny fiainantsika. Araka ny hevitrao, ho hoatr’izany tokoa ve ny fiainantsika raha mividy zavatra betsaka kokoa isika? [Avelao izy hamaly.] Jereo ange ity tenin’i Jesosy ity e! [Vakio ny Lioka 12:15.] Hazavain’ity gazety ity ny tokony hiheverantsika ny fananana, sy ny fomba hahaizantsika mifehy tena amin’ny fividianan-javatra.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara