FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Aprily p. 2
  • Raiso Tsara Izy Ireo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Raiso Tsara Izy Ireo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mitovitovy Aminy
  • Ataovy Izay Hahatsapan’izy Ireo fa Raisina Tsara Izy any Amin’ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Hisy Fitoriana Lehibe Amin’io
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fanampiana Ireo Rehetra Nampiseho Fahalianana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Raiso Tsara Izay Rehetra Tonga
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Aprily p. 2

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Raiso Tsara Izy Ireo

Iza no tokony horaisina tsara? Izay rehetra tonga mivory, na ny vaovao na ny efa ela. (Ro 15:7; He 13:2) Mety ho mpiara-manompo avy any an-tany hafa ilay izy, na Kristianina tsy mitory intsony nefa tonga mivory indray, taona maro atỳ aoriana. Ahoana raha ianao no eo amin’ny toeran’izy ireo? Tsy ho tianao ve raha raisina tsara ianao? (Mt 7:12) Maninona àry raha miezaka miarahaba olona aloha sy aorian’ny fivoriana? Vao mainka mampifankatia izany, sady manome voninahitra an’i Jehovah. (Mt 5:16) Marina aloha fa mety tsy ho afaka hiresaka amin’ny rehetra ianao. Hahatsapa hoe noraisina tsara anefa ny tsirairay raha samy miezaka isika.a

Tokony ho tia mandray vahiny foana isika, fa tsy hoe rehefa fotoan-dehibe toy ny Fahatsiarovana ihany. Mety haniry hidera an’Andriamanitra sy hanaraka ny fivavahana marina mantsy ny vaovao, rehefa hitany hoe mifankatia isika sady tia olona.—Jn 13:35.

a Tsy tokony hifandray amin’ireo voaroaka sy niala an-tsitrapo tonga mivory anefa isika, araka ny toro lalan’ny Baiboly.—1Ko 5:11; 2Jn 10.

Rahalahy iray mandray tsara an’ireo vaovao tonga mivory

SOSO-KEVITRA HANAMPIANA NY VAOVAO

  • Lazao aminy ny anaranao ary anontanio ny anarany

  • Asao hipetraka eo akaikinao izy

  • Ampindramo Baiboly sy fihirana izy

  • Miresaha aminy rehefa mirava sao dia misy tiany hanontaniana

  • Asao hianatra Baiboly izy raha mbola tsy misy mampianatra

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara