FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Novambra p. 8
  • Sarobidy Ireo “Vola Madinika Roa”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sarobidy Ireo “Vola Madinika Roa”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Misaotra An’i Jehovah Izahay Noho ny Fitiavanareo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Tian’i Jehovah ny Mpanome Amim-pifaliana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • “Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Inona no Azontsika Omena An’i Jehovah?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Novambra p. 8
Ilay vehivavy mpitondratena mijery tsara an’ireo vola madinika roa alohan’ny androtsahany azy ireo.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Sarobidy Ireo “Vola Madinika Roa”

Tsy ampy nividianana sakafo indray mihinana ny vola nomen’ilay mpitondratena. Hita tamin’ny fanomezana nataony anefa hoe tena tia sy nankasitraka ny fandaharana nataon’i Jehovah izy. Tena sarobidy tamin’ilay Rainy any an-danitra àry ny fanomezana nataony.—Mr 12:43.

JEREO ILAY VIDEO HOE “FANOMEZANA AN-TSITRAPO HO AN’I JEHOVAH”, ARY VALIO IRETO:

  • Sary avy ao amin’ilay video hoe ‘Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah.’ Misy vola atokana mba hanorenana an’ireo trano ampiasain’ny fandaminana.

    Ahoana no ampiasana an’ireo vola ataontsika fanomezana?

  • Sary avy ao amin’ilay video hoe ‘Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah.’ Ankizivavikely iray mandrotsaka vola fanomezana ao anaty boaty, ao amin’ny Efitrano Fanjakana.

    Nahoana no sarobidy ny fanomezana ataontsika, na dia hoatran’ny hoe kely aza?

  • Sary avy ao amin’ilay video hoe ‘Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah.’ Sary: Anohanana ny asa maneran-tany ny fanomezana ataontsika. 1. Asa ao amin’ny Betela. 2. Sekoly ara-baiboly. 3. Fanampiana tra-boina. 4. Fanorenana. 5. Fivoriambe.

    Aiza no ahitana fanazavana momba ny karazana fanomezana azo atao eto amin’ny tany misy antsika?—Jereo ilay efajoro hoe “Ao Amin’ny Internet”

AO AMIN’NY INTERNET

Fidio ilay rohy hoe “Fanomezana”, erỳ ambany amin’ny pejy fandraisana ao amin’ny programa JW Library. Manana lahatsoratra mamaly ny “Fanontaniana Fametraky ny Olona” momba ny fanaovana fanomezana ny tany sasany. Misy fanazavana tsara ao amin’ilay video hoe Ahoana no Hatao Raha Hanao Fanomezana ao Amin’ny Internet?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara