FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Novambra p. 3
  • Misaotra An’i Jehovah Izahay Noho ny Fitiavanareo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Misaotra An’i Jehovah Izahay Noho ny Fitiavanareo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • “Aoka Ianareo ho Zatra Manome”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Sarobidy Ireo “Vola Madinika Roa”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • “Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Maninona Raha mba ‘Manokana Vola’?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Novambra p. 3
Sary natambatra: 1. Rahalahy manao fanomezana ao anaty boaty. 2. JW Box. 3. Rahalahy manamboatra toerana hakana video.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Misaotra An’i Jehovah Izahay Noho ny Fitiavanareo

Nampiseho fitiavana tamin’ny Kristianina hafa ny fiangonana tany Tesalonika na dia niatrika olana aza. (2Te 1:3, 4) Mampiseho ny fitiavantsika ny mpiara-manompo eran-tany koa isika amin’izao. Manampy an’ireo rahalahintsika amin’izao fotoan-tsarotra izao ny fanomezana ataonareo. Izany no asongadin’ilay andian-dahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Fomba Ampiasana ny Fanomezanao.” Misaotra betsaka fa be fitiavana sy malala-tanana ianareo.

JEREO ILAY VIDEO HOE “MISAOTRA AN’ANDRIAMANITRA MANDRAKARIVA NOHO NY AMINAREO IZAHAY.” VALIO IRETO AVY EO:

• Milazà zavatra sasany ataontsika izay tohanana amin’ny fanomezana an-tsitrapo

• Ahoana no fomba tsara indrindra hanampiana ny mpiara-manompo sahirana? Jereo koa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Nameno ny Tsy Ampy ny Ambim-bavan’izy Ireo”

ANY AMIN’NY INTERNET

Ahoana no atao raha te hanao fanomezana an-tsitrapo mba hanohanana ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah? Tsindrio ilay hoe “Fanomezana”, eny amin’ny farany ambany amin’ny pejy fandraisana amin’ny JW Library. Any amin’ny tany sasany, dia hipoitra ao amin’ilay pejy vaovao hisokatra ilay rohy hoe “Fanontaniana.” Valiana ao ny fanontaniana fametraky ny olona momba ny fanomezana an-tsitrapo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara