FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Novambra p. 3
  • Maninona Raha mba ‘Manokana Vola’?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Maninona Raha mba ‘Manokana Vola’?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • “Aoka Ianareo ho Zatra Manome”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Misaotra An’i Jehovah Izahay Noho ny Fitiavanareo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Sarobidy Ireo “Vola Madinika Roa”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • “Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Novambra p. 3
Anabavy be taona mandrotsaka vola ao amin’ny boaty ho an’ny fanomezana, any amin’ny Efitrano Fanjakana. Sary: 1) Rahalahy sy anabavy maromaro mandray anjara amin’ny tetikasa fanorenana. 2) Fandaharana amin’ny Tele JW. 3) Rahalahy sy anabavy mamoaka fanampiana ho an’ny tra-boina avy ao anaty kamiao.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Maninona Raha mba ‘Manokana Vola’?

Tsy tokony hanadino hanao fanomezana an-tsitrapo isika. Nilaza mantsy ny apostoly Paoly hoe tokony “hanokana vola” tsy tapaka ho amin’izany isika. (1Ko 16:2) Manampy antsika hanohana ny fivavahana marina sy ho faly ny fanaovana an’izany. Mety heverintsika hoe kely ny fanomezana omentsika. Tena faly anefa i Jehovah mahita antsika manome voninahitra azy amin’ny zava-tsarobidy ananantsika.​—Oh 3:9.

JEREO ILAY VIDEO HOE MISAOTRA ANAO MANOKANA VOLA HATAO FANOMEZANA, ARY VALIO IRETO:

  • Inona no mahatsara an’ilay hoe mandinika mialoha ny fanomezana ataontsika?

  • Ahoana no ataon’ny olona sasany mba ‘hanokanana vola’ atao fanomezana?

AO AMIN’NY INTERNET

Sary kely famantarana ny fanaovana “Fanomezana”, ahitana tanan’olona mihazona vola hatao fanomezana.

Ahoana no hatao raha te hanao fanomezana an-tsitrapo mba hanohanana ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah? Tsindrio ilay hoe “Fanomezana”, eny amin’ny farany ambany amin’ny pejy fandraisana amin’ny JW Library®. Any amin’ny tany sasany, dia hipoitra ao amin’ilay pejy vaovao hisokatra ilay rohy hoe “Fanontaniana.” Midira ao amin’io rohy io, dia hahita an’ilay lahatsoratra hoe Fanomezana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah: Fanontaniana Fametraky ny Olona ianao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara