FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Novambra p. 16
  • Inona no Hanampy Anao Tsy Hangataka Andro?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Hanampy Anao Tsy Hangataka Andro?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Fangatahana Andro Lava — Ilay Mpangalatra Fotoana
    Mifohaza!—1995
  • Ampiasao Tsara ny Fotoana mba Tsy ho Verivery Fotsiny
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • Inona no Hanampy Ahy Tsy Hangataka Andro?
    Manontany ny Tanora
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—1996
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Novambra p. 16
Sary: 1) Jeho nohosorana ho mpanjaka dia nandrarahana menaka teo ambony lohany. 2) Jeho, mitondra fitaovam-piadiana, mirifatra amin’ny kalesiny.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona no Hanampy Anao Tsy Hangataka Andro?

Misy olona tia mangataka andro, dia tsy tonga dia ataony izay zavatra tokony hataony na azony atao eo no ho eo. I Jeho indray tena tsy hoatr’izany mihitsy! Tonga dia nanao zavatra izy rehefa nasain’i Jehovah nandripaka ny ankohonan’i Ahaba. (2Mp 9:6, 7, 16) Mangataka andro, ohatra, ny olona sasany dia miteny hoe: “Kely sisa aho dia hatao batisa!” Na hoe: “Efa hamaky Baiboly isan’andro amin’izay aho izao.” Na koa hoe: “Vao mahazo asa tsaratsara eo aho dia hanao mpisava lalana.” Afaka manampy antsika tsy hangataka andro amin’izay zavatra mifandray amin’ny fanompoantsika an’i Jehovah anefa ny Soratra Masina.

Nahoana no manampy anao tsy hangataka andro ireto andinin-teny ireto?

  • Mpto 5:4

  • Mpto 11:4

  • 1Ko 7:29-31

  • Jk 4:13, 14

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara