FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w23 Septambra p. 32
  • Mba Andramo Izao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mba Andramo Izao
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Ho An’ny Ankizy
  • Ampiasao eny Amin’ny Fanompoana ny jw.org: “Ataovy Namanao i Jehovah
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Ampiasao Hampianarana ny Zanakao ny Tranonkalantsika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Trandraho ny Fahendrena ao Amin’ny JW.ORG
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Nilaozan’ny Toetrandro ve ny Fanajana ny Fianakaviana?
    Mifohaza!—2024
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
w23 Septambra p. 32

Mba Andramo Izao

Ho An’ny Ankizy

Manana andraikitra lehibe hampianatra ny zanany momba an’i Jehovah ny ray aman-dreny. (Efes. 6:4) Mba hanampiana azy ireo, dia namoaka zavatra be dia be ny fandaminan’i Jehovah. Ahoana no azonao ampiasana an’ireny mba hampiofanana ny zanakao?

  • Jereo daholo ny safidy anananao. Hita ao amin’ny jw.org izay zavatra navoaka ho an’ny ankizy sy ny tanora, ohatra hoe video sy Fampiasana.a Ahoana no ahitana an’ireny? Soraty erỳ amin’ilay hoe “Hikaroka” ny hoe “Ankizy” na “Tanora.”

  • Fidio izay mety indrindra amin’ny zanakao. Manampy anao amin’izany izay navoaka ao amin’ilay fizarana hoe “Ankizy.” Karohy, ohatra, ilay hoe “Azo Atao Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana.”

  • Miaraha manao an’ilay izy. Tsy mety raha asainao mijery video na manao Fampiasana ny zanakao, amin’izay izy mba variana eo fotsiny. Aleo kosa midinika an’izany miaraka aminy mba hanampiana azy hinamana amin’i Jehovah.

a Hita ao amin’ny JW Library® koa ny ankamaroan’ny video sy lahatsoratra ho an’ny ankizy sy ny tanora.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara