Nomery 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “‘Manaova fivoriambe masina, amin’ny andro voalohan’ny volana fahafito. Ary aza manao asa mafy, na inona izany na inona.+ Tokony hitsoka trompetra ianareo amin’io andro io.+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:1 Fandalinana, Boky 1,
29 “‘Manaova fivoriambe masina, amin’ny andro voalohan’ny volana fahafito. Ary aza manao asa mafy, na inona izany na inona.+ Tokony hitsoka trompetra ianareo amin’io andro io.+