-
2 Tantara 35:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hoy izy avy eo tamin’ireo Levita mpampianatra ny Israely rehetra,+ dia ireo masina amin’i Jehovah: “Ataovy ao amin’ilay trano naorin’i Solomona zanak’i Davida mpanjakan’ny Israely ilay Vata masina.+ Tsy mila milanja an’ilay izy amin’ny sorokareo intsony ianareo.+ Koa manompoa an’i Jehovah Andriamanitrareo sy ny Israely vahoakany.
-