Isaia 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Amin’izany andro izany, dia hampiasain’i Jehovah ny sabany maranitra sy lehibe ary mafy,+Ka hofaiziny ny Leviatana,* ilay bibilava mitsoriaka.Hofaiziny ny Leviatana, ilay bibilava miolanolana,Ary hovonoiny ilay biby ngezabe any an-dranomasina. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 27:1 w01 1/3 21; ip-1 283-284 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:1 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/2001, p. 2115/11/1986, p. 31 Faminanian’i Isaia I, p. 283-284
27 Amin’izany andro izany, dia hampiasain’i Jehovah ny sabany maranitra sy lehibe ary mafy,+Ka hofaiziny ny Leviatana,* ilay bibilava mitsoriaka.Hofaiziny ny Leviatana, ilay bibilava miolanolana,Ary hovonoiny ilay biby ngezabe any an-dranomasina.
27:1 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/2001, p. 2115/11/1986, p. 31 Faminanian’i Isaia I, p. 283-284