FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/14 p. 3
  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
km 2/14 p. 3

Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Hodinihina amin’ny Sekolin’ny Fanompoana ireto fanontaniana ireto, ny herinandron’ny 24 Febroary 2014.

  1. Nataon’i Satana nifantoka tamin’ny inona i Eva, ary inona no niharihary rehefa nihinana tamin’ilay voankazo voarara izy? (Gen. 3:6) [6 Jan., w11 15/5 p. 16-17, feh. 5]

  2. Inona no mety ho nanampy an’i Abela hanana finoana matanjaka, ary inona no vokatr’izany? (Gen. 4:4, 5; Heb. 11:4) [6 Jan., w13 1/1 p. 12, feh. 3; p. 14, feh. 4-5]

  3. Inona no azon’ny ray aman-dreny atao mba hiarovana ny zanany tsy ho tia “olo-mahery” na olona ‘manan-daza’ eto amin’ity tontolo ity? (Gen. 6:4) [13 Jan., w13 1/4 p. 13, feh. 2]

  4. Inona no ianarantsika avy amin’izay nitranga tamin’i Lota sy ny vadiny, voatantara ao amin’ny Genesisy 19:14-17, 26? [27 Jan., w03 1/1 p. 16-17, feh. 20]

  5. Inona no mampiseho fa nino ny fitsanganana amin’ny maty i Abrahama sady nino an’ilay fampanantenan’i Jehovah hoe hisy taranaka avy amin’i Isaka? (Gen. 22:1-18) [3 Feb., w09 1/2 p. 18, feh. 4]

  6. Inona no lesona lehibe azontsika ianarana avy amin’ilay faminaniana ao amin’ny Genesisy 25:23 hoe “ny zokiny hanompo ny zandriny”? [10 Feb., w03 15/10 p. 29, feh. 2]

  7. Inona no dikan’ilay nofin’i Jakoba misy resaka tohatra? (Gen. 28:12, 13) [10 Feb., w04 15/1 p. 28, feh. 6]

  8. Nahoana i Labana no nitady mafy an’ireo terafima nisy nangalatra, izany hoe ny sampiny? (Gen. 31:30-35) [17 Feb., g 11/07 p. 18, feh 1; w04 1/6 p. 29, feh 2]

  9. Inona no ianarantsika avy amin’ny tenin’ilay anjely tamin’i Jakoba, ao amin’ny Genesisy 32:29? [24 Feb., w13 1/8 p. 10]

  10. Milazà zavatra iray hanampy antsika tsy ho voa hoatran’i Dina. (Gen. 34:1, 2) [24 Feb., w01 1/8 p. 20-21]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara