FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Desambra p. 4
  • Fanapahan-kevitra Niorina Tamin’ny Tenin’Andriamanitra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanapahan-kevitra Niorina Tamin’ny Tenin’Andriamanitra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Ataon’ny Filan-kevi-pitantanana?
    Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?
  • Iza no Mitarika ny Vahoakan’​Andriamanitra Ankehitriny?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Ny fandaminan’Andriamanitra hita maso
    Azonao Atao ny Hiaina Mandrakizay ao Amin’ny Paradisa eto An-Tany
  • “Nifanaraka Izahay Rehetra”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Desambra p. 4
Fiangonana iray mihaino ny fanapahan-kevitra navoakan’ny filan-kevi-pitantanana

Mihaino ny fanapahan-kevitra navoakan’ny filan-kevi-pitantanana ny fiangonana iray

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 15-16

Fanapahan-kevitra Niorina Tamin’ny Tenin’Andriamanitra

Nilamina ihany ilay olana lehibe. Inona no ianarantsika avy amin’izany?

15:1, 2: Ilaina ny manetry tena sy manam-paharetana. Nitady ny tari-dalan’ny fandaminan’i Jehovah i Paoly sy Barnabasy, fa tsy niezaka nandamina irery an’ilay olana.

15:28, 29: Mila matoky ny fandaminana isika. Natoky ny fiangonana tany Antiokia fa handamina an’ilay olana i Jehovah, ary hampiasa ny fanahiny masina sy Kristy Jesosy izy amin’izany.

16:4, 5: Tokony hankatò isika. Nihamaro ny olona teo anivon’ny fiangonana rehefa narahina ny tari-dalan’ny filan-kevi-pitantanana.

Inona, ohatra, no toromarika faramparany navoakan’ny fandaminana?

Inona ny soa azoko rehefa nampihatra an’ilay izy aho?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara