19
Ny Kalandrie Hebreo
NISANA (ABIBA) Martsa—Aprily |
14: Paska 15-21: Mofo Tsy Misy Lalivay 16: Fanatitra voaloham-bokatra |
Avy ny orana, miempo ny lanezy, tondraka ny Reniranon’i Jordana |
Orza |
IARA (ZIVA) Aprily—Mey |
14: Paska Faharoa |
Manomboka ny main-tany, manga ny lanitra |
Varimbazaha |
SIVANA Mey—Jona |
6: Fetin’ireo Herinandro (Pentekosta) |
Vanin-taona mafana, rivotra madio |
Varimbazaha, aviavy voalohany |
TAMOZA Jona—Jolay |
Mihamafana kokoa, be ando |
Voaloboka voalohany |
|
ABA Jolay—Aogositra |
Faran’izay mafana |
Voankazon’ny vanin-taona mafana |
|
ELOLA Aogositra—Septambra |
Mbola mafana |
Antrendry, voaloboka, aviavy |
|
TISRY (ETANIMA) Septambra—Oktobra |
1: Fitsofana trompetra 10: Andro Fandrakofam-pahotana 15-21: Fetin’ny Trano Rantsankazo 22: Fivoriambe manetriketrika |
Mifarana ny hafanana, manomboka ny orana |
Asa tany |
HESVANA (BOLA) Oktobra—Novambra |
Orana madinika |
Oliva |
|
KISLEO Novambra—Desambra |
25: Fetin’ny Fitokanana |
Mitohy ny orana, fanala, misy lanezy ny havoana |
Mijanona ao am-pahitra ny biby |
TEBETA Desambra—Janoary |
Mamirifiry, orana, mbola misy lanezy |
Mitsiry ny zavamaniry |
|
SEBATA Janoary—Febroary |
Mihena ny hatsiaka, mitohy ny orana |
Mamelana ny amandie |
|
ADARA Martsa—Aprily |
14, 15: Porima |
Kotroka sy havandra matetika |
Rongony |
VEADARA Martsa |
Volana faha-13, asisika impito ao anatin’ny 19 taona |