4-E
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany: Fanompoana lehibe nataon’i Jesosy tany Galilia (Fizarana 2)
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
|---|---|---|---|---|---|---|
31 na 32 |
Faritr’i Kapernaomy |
Fanoharana momba ilay Fanjakana |
||||
Ranomasin’i Galilia |
Nampitsahatra tafio-drivotra avy teny ambony sambo |
|||||
Faritr’i Gadara |
Nandefa demonia tany amin’ny kisoa |
|||||
Angamba tany Kapernaomy |
Sitrana ilay vehivavy nandeha ra; natsangana ny zanakavavin’i Jairo |
|||||
Kapernaomy (?) |
Nanasitrana jamba sy moana |
|||||
Nazareta |
Nolavin’ny olona tao an-tanànany indray |
|||||
Galilia |
Nitory fanintelony eran’i Galilia; naniraka ny apostoly mba hampandroso ny asa |
|||||
Tiberiasy |
Notapahin-doha i Jaona Mpanao Batisa; natahotra an’i Jesosy i Heroda |
|||||
Taloha kelin’ny Paska 32 (Jn 6:4) |
Kapernaomy (?); avaratratsinanan’ny Ranomasin’i Galilia |
Avy nitory ny apostoly; namahana olona 5 000 mahery i Jesosy 14:13-21 |
||||
Avaratratsinanan’ny Ranomasin’i Galilia; Genesareta |
Saika hatao mpanjaka; nandeha teny ambony rano; nanasitrana |
|||||
Kapernaomy |
Ilay “mofon’aina”; nisy mpianatra niala |
|||||
Taorian’ny Paska 32 |
Angamba tany Kapernaomy |
Nanameloka ny fomban-drazana |
||||
Fenisia; Dekapolisy |
Nanasitrana zazavavy; namahana olona 4 000 mahery |
|||||
Magadana |
Famantaran’i Jona ihany |