FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Beti-biry”
  • Beti-biry

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Beti-biry
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Beti-lebaota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lebaota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Beri-sheba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Negeba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Beti-biry”

BETI-BIRY

(Bèti-birỳ).

Tanàna tany amin’ny faritr’i Negeba tao amin’ny tanin’i Joda, saingy nomena ho an’ny taranak’i Simeona. (1Ta 4:24, 31) Beti-lebaota fa tsy Beti-biry no ao amin’ny Josoa 19:6, izay lisitra mitovy amin’io. Misy milaza fa Beti-biry no niantsoan’i Ezra an’ilay tanàna taorian’ny sesitany satria izy no nanoratra ny bokin’ny Tantara. Toa mbola ahitana ny anaran’i Beti-biry ao amin’ny hoe Jebel el-Biri, tendrombohitra tokotokony ho 40 km any atsimoandrefan’i Beri-sheba. Misy milaza àry hoe mety ho teo amin’io tendrombohitra io na teo akaikiny no nisy an’i Beti-biry.​—Jereo BETI-LEBAOTA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara