FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Beti-lebaota”
  • Beti-lebaota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Beti-lebaota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Beti-biry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lebaota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sarohena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Silima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Beti-lebaota”

BETI-LEBAOTA

(Beti-lebaòta) [Tranon’ny Liom-bavy].

Anisan’ny tanàna voalaza fa an’ny fokon’i Simeona saingy tao amin’ny tanin’i Joda. (Js 19:1, 6) Voatonona teo anelanelan’i Hazara-sosa sy Sarohena izy io. Tany amin’ny faritr’i Negeba àry no nisy azy io, mety ho tany andrefan’i Beri-sheba na tany atsimoandrefany. Lebaota fotsiny no iantsoan’ny Josoa 15:32 an’i Beti-lebaota, fa “Beti-biry” kosa no iantsoan’ny 1 Tantara 4:31 azy io. Mety ho anarany taorian’ny sesitany ny hoe Beti-biry.​—Jereo BETI-BIRY.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara