FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/11 p. 3
  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 2/11 p. 3

Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Hodinihina amin’ny Sekolin’ny Fanompoana ireto fanontaniana ireto, ny herinandron’ny 28 Febroary 2011. Hanao famerenana maharitra 20 minitra ny mpiandraikitra ny sekoly. Miorina amin’ny fanazavana tao amin’ireo anjara nanomboka ny herinandron’ny 3 Janoary ka hatramin’ny 28 Febroary 2011 izy io.

1. Inona no nataon’i Hezekia raha vao nanjaka izy, ary ahoana no azontsika anahafana azy? (2 Tan. 29:16-18) [w09 15/6 p. 9, feh. 13]

2. Ahoana no ampisehoan’ny 2 Tantara 36:21 fa tanteraka ny faminaniana ao amin’ny Jeremia 25:8-11? [w06 15/11 p. 32, feh. 1-4]

3. Ahoana no anaporofoan’ny Ezra 3:1-6 fa feno 70 taona katroka ny naha lao an’i Jerosalema, araka ny efa voalaza mialoha? [w06 15/1 p. 19, feh. 2]

4. Nahoana i Ezra no ankona rehefa naheno fa nifanambady tamin’ny mponina nanodidina azy ny Israelita? (Ezra 9:1-3) [w06 15/1 p. 20, feh. 1]

5. Iza ireo “olona ambony”, ary inona no toe-tsainy tokony halavirintsika? (Neh. 3:5) [w06 1/2 p. 10, feh. 1]

6. Inona no ohatra tsara navelan’i Nehemia governora ho an’ireo mpiandraikitra kristianina? (Neh. 5:14-19) [si p. 90, feh. 16]

7. Ahoana no ataontsika mba tsy hanaovantsika tsirambina ny ‘tranon’Andriamanitra’, toy ny nataon’ireo Israelita tamin’ny andron’i Nehemia? (Neh. 10:32-39) [w98 15/10 p. 21-22, feh. 12]

8. Rehefa misaintsaina izay nataon’i Nehemia isika, inona no fanontaniana mety ho tonga ao an-tsaintsika? (Neh. 13:31) [w96 15/9 p. 17, feh. 3]

9. Nanao firaisana tamin’i Ahasoerosy Mpanjaka ve i Estera? (Est. 2:14-17) [w06 1/3 p. 9, feh. 3]

10. Nahoana i Mordekay no tsy nety niankohoka teo anatrehan’i Hamana? (Est. 3:2, 4) [w06 1/3 p. 9, feh. 4]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara