Hira Fiakarana.
134 Miderà an’i Jehovah,
Ianareo rehetra mpanompon’i Jehovah,+
Izay mijoro ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny alina.+
2 Aoka ianareo ho masina rehefa manandra-tanana hivavaka,+
Ary miderà an’i Jehovah.
3 I Jehovah, Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany, anie
Hitahy anao avy ao Ziona!