FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy i Farao tamin’i Josefa: “Nanonofy aho, saingy tsy misy mahay manazava ny dikany. Henoko anefa hoe rehefa misy nofy lazaina aminao, dia hainao ny manazava ny dikany.”+ 16 Dia hoy i Josefa tamin’i Farao: “Fa inona moa izay izaho? Andriamanitra ihany no hilaza amin’i Farao an’izay mahasoa azy.”+

  • Daniela 2:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Misy Andriamanitra anefa any an-danitra, dia izy no Mpampiharihary zava-miafina.+ Izy no nampahafantatra tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka ny zavatra hitranga any am-parany. Izao ilay nofinao sy ireo fahitana hitanao tamin’ianao natory tao am-pandriana:

  • Daniela 2:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara