FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa marani-tsaina tsy misy hoatr’izany i Daniela, izay nantsoin’ny mpanjaka hoe Beltesazara,+ ary manam-pahalalana sy lalin-tsaina, ka mahay milaza ny dikan’ny nofy, sady mahavita manazava ny dikan’ny teny saro-pantarina sy mahavaha olana saro-bahana.*+ Dia aleo izy hampanantsoina fa holazainy aminao ny dikan’io soratra io.”

  • Asan’ny Apostoly 7:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nialona an’i Josefa+ ireo loham-pianakaviantsika ka nivarotra azy, dia nentina tany Ejipta izy.+ Nanampy azy anefa Andriamanitra,+ 10 ka namonjy azy tamin’ny fahoriany rehetra. Ary nataon’Andriamanitra izay hahazoany sitraka tamin’i Farao mpanjakan’i Ejipta, sy izay hananany fahendrena teo anatrehan’io mpanjaka io. Dia notendren’i Farao hiandraikitra an’i Ejipta sy ny tao an-tranony rehetra izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara