FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Andao hamidintsika+ amin’ireny Ismaelita ireny izy, fa tsy hovonointsika. Sady izy ange rahalahintsika sy nofontsika ihany e!” Dia nohenoin’izy ireo ny teniny.

  • Genesisy 37:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Niezaka nampionona azy foana ny zanany lahy rehetra sy ny zanany vavy rehetra, fa tsy nety nampiononina mihitsy izy. Fa hoy izy: “Hisaona ny zanako foana aho mandra-pahafatiko!”*+ Dia nitomany an-janany foana izy.

  • Genesisy 44:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia izao no nolazainay taminao, tompoko: ‘Mbola any ny rainay, ary efa be taona izy. Manana rahalahy hafa koa izahay. Izy no zandriny indrindra,+ ary zanaky ny rainay tao anatin’ny fahanterany izy. Efa maty kosa ny rahalahiny,+ dia izy irery sisa no tavela amin’ny zanaky ny reniny,+ ary tena tia azy ny rainy.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara