-
Genesisy 43:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hoy i Joda avy eo tamin’i Israely rainy: “Alefaso miaraka amiko izy,+ dia aleo izahay handeha mba tsy ho faty isika,+ na izahay na ianao na ny zanatsika.+ 9 Izaho mihitsy no hiantoka ny fiarovana azy.+ Aleo izaho no ho tompon’andraikitra raha maninomaninona izy. Koa raha tsy entiko miverina atỳ aminao izy, dia ho fahotako aminao mandrakizay izany.
-
-
Genesisy 44:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Fa izaho mpanomponao no niantoka an’io zandrinay io tamin’ny rainay, hoe: ‘Raha tsy entiko miverina atỳ aminao izy, dia ho fahotako aminao mandrakizay izany.’+
-