Salamo 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+ Mpitoriteny 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hosea 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Havotako avy any amin’ny* Fasana*Sy ny fahafatesana izy ireo.+ Aiza koa ianao izay manindrona eo, ry Fahafatesana ô?+ Aiza koa ianao izay mandravarava eo, ry Fasana ô?+ Mbola tsy hangoraka an’i Efraima ihany anefa aho. Asan’ny Apostoly 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 satria tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho, sady tsy havelanao ho lo ilay mpanomponao tsy mivadika.+ Apokalypsy 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+
14 Havotako avy any amin’ny* Fasana*Sy ny fahafatesana izy ireo.+ Aiza koa ianao izay manindrona eo, ry Fahafatesana ô?+ Aiza koa ianao izay mandravarava eo, ry Fasana ô?+ Mbola tsy hangoraka an’i Efraima ihany anefa aho.
27 satria tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho, sady tsy havelanao ho lo ilay mpanomponao tsy mivadika.+