FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 42:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Fa hoy i Jakoba: “Tsy mahazo miara-midina aminareo any ny zanako, satria efa maty ny rahalahiny dia izy irery sisa no tavela.+ Raha tratran’ny loza any amin’izay halehanareo any izy ka maty, dia ahoana? Dia hataonareo mihitsy izay hidinako amin’alahelo+ any amin’ny Fasana,*+ amin’izao izaho efa fotsy volo izao.”

  • Genesisy 44:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia hoy ny rainay mpanomponao taminay: ‘Fantatrareo tsara fa roa lahy fotsiny no nateraky ny vadiko tamiko.+ 28 Tafasaraka tamiko anefa ny iray, dia hoy aho: “Tena noviravirain’ny bibidia tokoa izy!”+ Ary tsy hitako izy hatramin’izao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara