FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 29:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Efa raiki-pitia tamin’i Rahely koa i Jakoba, ka hoy izy: “Vonona hanompo anao fito taona aho mba hahazoako an’i Rahely faravavinao.”+

  • Genesisy 30:22-24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Farany, dia nahatsiaro an’i Rahely Andriamanitra ka nihaino ny vavaka nataony, dia nataony izay hahatonga azy ho bevohoka.*+ 23 Bevohoka àry i Rahely ka tera-dahy. Dia hoy izy: “Efa nesorin’Andriamanitra ny fahafaham-barakako!”+ 24 Dia nataony hoe Josefa*+ ny anarany, fa hoy izy: “Efa nampian’i Jehovah zazalahy iray ny zanako.”

  • Genesisy 35:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa hiala aina iny i Rahely,—fa efa ho faty—dia nataony hoe Ben-ony* ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.*+ 19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amoron’ny lalana mankany Efrata, izany hoe Betlehema.+

  • Genesisy 46:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny zanakalahin’i Rahely vadin’i Jakoba dia i Josefa+ sy Benjamina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara