FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 31:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia niainga i Jakoba ka nampitaingeniny rameva ny vady aman-janany.+ 18 Ary nentiny ny biby fiompiny rehetra sy ny fananana rehetra voangony.+ Nentiny ny biby fiompy voangony tao Padana-arama, ka lasa nankany amin’i Isaka rainy tany Kanana izy.+

  • Genesisy 47:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy i Farao tamin’ny rahalahin’i Josefa: “Inona no asanareo?” Dia hoy izy ireo tamin’i Farao: “Mpiandry ondry izahay mpanomponao, na izahay na ny razambenay.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara