Deoteronomia 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny zavatra tena tsara avy amin’ny tany sy izay rehetra eo aminy,+Ary ny fankasitrahan’Ilay mipetraka ao amin’ny voarointsilo.+ Enga anie izy ireny ho eo an-dohan’i Josefa,Dia ho eo an-tampon-dohan’ilay nosinganina tamin’ny rahalahiny!+
16 Ny zavatra tena tsara avy amin’ny tany sy izay rehetra eo aminy,+Ary ny fankasitrahan’Ilay mipetraka ao amin’ny voarointsilo.+ Enga anie izy ireny ho eo an-dohan’i Josefa,Dia ho eo an-tampon-dohan’ilay nosinganina tamin’ny rahalahiny!+