Josoa 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ satria izy no lahimatoan’i Josefa.+ I Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada, no nahazo an’i Gileada sy Basana.+ Lehilahy mpiady mantsy izy. 1 Tantara 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny zanak’i Manase+ dia i Asriela, izay naterak’ilay vadikeliny syrianina taminy.—Niteraka an’i Makira+ rain’i Gileada koa izy io.
17 Dia nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ satria izy no lahimatoan’i Josefa.+ I Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada, no nahazo an’i Gileada sy Basana.+ Lehilahy mpiady mantsy izy.
14 Ny zanak’i Manase+ dia i Asriela, izay naterak’ilay vadikeliny syrianina taminy.—Niteraka an’i Makira+ rain’i Gileada koa izy io.