Genesisy 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hitany hatramin’ny zafikelin’i Efraima,+ sy ny zanak’i Makira,+ zanakalahin’i Manase. Nentin’i Josefa toy ny zanany naterany* izy ireny. Nomery 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ireto no taranak’i Manase:+ Avy tamin’i Makira+ ny Makirita. I Makira no niteraka an’i Gileada,+ ary avy tamin’i Gileada ny Gileadita. 1 Tantara 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny zanak’i Manase+ dia i Asriela, izay naterak’ilay vadikeliny syrianina taminy.—Niteraka an’i Makira+ rain’i Gileada koa izy io.
23 Dia hitany hatramin’ny zafikelin’i Efraima,+ sy ny zanak’i Makira,+ zanakalahin’i Manase. Nentin’i Josefa toy ny zanany naterany* izy ireny.
29 Ireto no taranak’i Manase:+ Avy tamin’i Makira+ ny Makirita. I Makira no niteraka an’i Gileada,+ ary avy tamin’i Gileada ny Gileadita.
14 Ny zanak’i Manase+ dia i Asriela, izay naterak’ilay vadikeliny syrianina taminy.—Niteraka an’i Makira+ rain’i Gileada koa izy io.