Josoa 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ satria izy no lahimatoan’i Josefa.+ I Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada, no nahazo an’i Gileada sy Basana.+ Lehilahy mpiady mantsy izy.
17 Dia nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ satria izy no lahimatoan’i Josefa.+ I Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada, no nahazo an’i Gileada sy Basana.+ Lehilahy mpiady mantsy izy.