-
Genesisy 7:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Naringan’Andriamanitra* tsy hisy tetỳ ambonin’ny tany ny zavamananaina rehetra, anisan’izany ny olona, ny biby, ny biby mandady, ary ny biby manidina teny amin’ny lanitra. Ringana tsy nisy teto ambonin’ny tany daholo ireny,+ fa i Noa sy izay niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara ihany sisa no velona.+
-
-
Genesisy 8:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Nivoaka avy tao amin’ny sambofiara koa ny bibidia rehetra, ny biby mandady rehetra, ny biby manidina rehetra, ary izay rehetra mifamezivezy eny ambonin’ny tany, araka ny sokajiny avy.+
-