8 Ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy,+ Mizraima, Pota, ary Kanana.+
9 Ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba,+ Havila, Sabta, Rama,+ ary Sabteka.
Ny zanakalahin’i Rama dia i Sheba sy Dedana.+
10 I Kosy niteraka an’i Nimroda.+ Io Nimroda io no lasa mpiady mahery voalohany teto an-tany.