-
Genesisy 27:29, 30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Enga anie hanompo anao ireo firenena, ary hiankohoka eo anatrehanao ny firenena samy hafa! Ary enga anie hanana fahefana amin’ny rahalahinao ianao, ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny reninao!+ Ho voaozona anie izay manozona anao, fa hotahina kosa izay mitso-drano anao!”+
30 Raha vao avy nitso-drano an’i Jakoba i Isaka rainy, ary vao niala kely teo aminy i Jakoba, dia iny fa tonga avy nihaza i Esao rahalahiny.+
-