-
Salamo 8:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia inona moa izay olombelona mety maty no tsaroanao?
Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+
-
-
Salamo 8:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nomenao fahefana hanjaka amin’ny asan’ny tananao izy;+
Nataonao eo ambany tongony ny zava-drehetra:
-