Nomery 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+ Nomery 34:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia hitohy hatrany amin’ny Reniranon’i Jordana, ka any amin’ny Ranomasin-tsira ny farany.+ Izany no ho taninareo+ miaraka amin’ny sisin-tany manodidina azy.’”
2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+
12 dia hitohy hatrany amin’ny Reniranon’i Jordana, ka any amin’ny Ranomasin-tsira ny farany.+ Izany no ho taninareo+ miaraka amin’ny sisin-tany manodidina azy.’”