Genesisy 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy Andriamanitra: “Ento, azafady, i Isaka+ zanakao, ilay lahitokanao tena tianao,+ ka mankanesa any amin’ny tany Moria.+ Dia atolory ho fanatitra dorana izy rehefa any, eo amin’ny tendrombohitra iray holazaiko anao.” 2 Tantara 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nanomboka nanorina trano ho an’i Jehovah+ tany Jerosalema i Solomona, teo amin’ny Tendrombohitra Moria.+ Teo i Jehovah no niseho tamin’i Davida rainy,+ dia teo amin’ny famoloan’i Ornana+ Jebosita, izany hoe ilay toerana efa nomanin’i Davida.
2 Ary hoy Andriamanitra: “Ento, azafady, i Isaka+ zanakao, ilay lahitokanao tena tianao,+ ka mankanesa any amin’ny tany Moria.+ Dia atolory ho fanatitra dorana izy rehefa any, eo amin’ny tendrombohitra iray holazaiko anao.”
3 Dia nanomboka nanorina trano ho an’i Jehovah+ tany Jerosalema i Solomona, teo amin’ny Tendrombohitra Moria.+ Teo i Jehovah no niseho tamin’i Davida rainy,+ dia teo amin’ny famoloan’i Ornana+ Jebosita, izany hoe ilay toerana efa nomanin’i Davida.