-
Genesisy 12:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tatỳ aoriana, dia nifindra lasy i Abrama ka nankany Negeba.+ Nifindrafindra toby foana izy tamin’izany.
-
-
Mpitsara 1:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Avy eo dia lasa ny fokon’i Joda nandeha niady tamin’ny Kananita nipetraka tany amin’ny faritra be tendrombohitra, sy tany Negeba, ary Sefela.+
-