Genesisy 36:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary ireto no mpanjaka nitondra tany Edoma,+ tamin’ny mbola tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israelita:*+ Nomery 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia naniraka olona avy tao Kadesy i Mosesy mba ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma,+ ka hilaza hoe: “Izao no tenin’i Israely rahalahinao:+ ‘Hainao tsara ny fahoriana rehetra natrehinay.
31 Ary ireto no mpanjaka nitondra tany Edoma,+ tamin’ny mbola tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israelita:*+
14 Dia naniraka olona avy tao Kadesy i Mosesy mba ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma,+ ka hilaza hoe: “Izao no tenin’i Israely rahalahinao:+ ‘Hainao tsara ny fahoriana rehetra natrehinay.