Genesisy 31:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho ilay Andriamanitra niseho taminao tao Betela,+ teo amin’ilay toerana nasianao an’ilay tsangambato nohosoranao menaka sy ilay toerana nanaovanao voady tamiko.+ Mialà eto amin’ity tany ity, ka miverena any amin’ny tany nahaterahanao.’”+
13 Izaho ilay Andriamanitra niseho taminao tao Betela,+ teo amin’ilay toerana nasianao an’ilay tsangambato nohosoranao menaka sy ilay toerana nanaovanao voady tamiko.+ Mialà eto amin’ity tany ity, ka miverena any amin’ny tany nahaterahanao.’”+